msh_2ki_text_reg/04/42.txt

1 line
594 B
Plaintext

\v 42 Nisy lehe raiky baka Bala-salisa agny, nagnagny amin'olon-Dranagnahary igny tagny noho nanday mofo vita tamy gny vary hordea roapolo baky finofoky, noho haram-bary soa tagnatiny gny kitapony. Hoy ie: " Zarao amin'olo reto mba hihinanan-drozy." \v 43 Hoy gny mpanompony: " Manao akory gny hizarako gnan'izay agnamin'olo zato reto?" namaly i Elisa hoe: " Zarao ho gnany gn'olo zato reto, soa mba hihina rozy,fotony fa nisafa i Yaveh hoe: " Hihina rozy voho henga gny sisany." \v 44 La zinarany gny mpanompo igny tamin-drozy zay; la nihina rozy, voho nisy tsy nilany, laha gny safan'i Yaveh.