msh_2ki_text_reg/04/40.txt

1 line
416 B
Plaintext

\v 40 Ka namoatry gny hany mba ho haniny gny johary reo rozy. Tafaran'izay, laha mbo nihina rozy, la nikoitsaky mare nanao hoe: " Ry lehilahin-Dranagnahary, misy raha mahafaty gn'am-balagny ao!" La tsy nihina gnan'izay sasy rozy. \v 41 Fa hoy i Elisa hoe: " Magnandesa koba." Najabony tagnaty valagny tao zay, voho nisafa hoe: " Voaro ho gnan-drozy, mba hihina rozy." La tsy nisy raha mahafaty sasy tam-balagny tao."