msh_2ki_text_reg/02/05.txt

1 line
448 B
Plaintext

\v 5 La nagnagny amin'i Elisa reo anaky gny mpaminany zay tagny Jeriko sady nivola taminy hoe:' Hainao va fa hangalaky gny tomponao aminao i Yaveh androany?" La namaly Elisa hoe:' Eka, haiko io, fa ka miresaky mahakasiky gnan'io." \v 6 La hoy Elia taminy:' Mba mijanogna lahy , fa i Yaveh nagniraky ahy ho agny Jordana." Namaly Elisa hoe:' Laha mbo velo koa Yaveh, sady laha mbo mbo velo koa iha, la tsy hagnenga gnanao aho.'a La nandeha rozy roe.