msh_2ki_text_reg/07/14.txt

1 line
366 B
Plaintext

\v 14 Ka nangalaky kalesy roe niaraky tamin'ny soavaly rozy, ka nirahin'ny mpanjaka hagnaraky reo tafik'ireo Syriana rozy, nilaza hoe:' Mandehana sady henteo." \v 15 Nandeha nagnaraky gnan-drozy hatragny Jordana rozy, ka feno fisikigna voho fitaova zay narian'i Syriana tamim-pikorompaha gny lala iaby. la nimpoly gny mpanday hafatsy sady nivola tamin'ny mpanjaka.