msh_2ki_text_reg/25/28.txt

1 line
382 B
Plaintext

\v 28 Niresaky taminy tamin'ny hasoam-pagnahy voho nagnome seza fiandriana manan-kaja noho gnan'ireo mpanjaka hafa zay niaraky taminy tao Babylona ie. \v 29 Nalan'i Evila-merodaka gny akanjo maha-gadra gnan'i Joakina, sady i Joakina la nihina teo amin'ny latabatsy gny mpanjaka nandritsa gny androm-piaignany. \v 30 Nameany solon-tsakafo isan'andro ienandritsa gny androm-piaignany.