msh_2ki_text_reg/25/22.txt

1 line
821 B
Plaintext

\v 22 Laha gny amin'ireo fokonolo zay nijano tao amin'ny tanin'i Joda, reo zay nengan'i Nebokadnezara mpanjakan'i babylona la nametraky gnan'i Gedalia anaky lahin'i ahikama anak'i Safana hisafosafo gnan-drozy ie. \v 23 sady lafa ren'ireo lehiben'ny miaramila iaby, rozy voho reo olony, fa nataon'ny mpanjakan'i babylona governora i Gedalia, la nandeha tagny amin'ny gedalia tagny Mizpa rozy. Reto reo joharahy zao, Ismaela anaky lahin'i Netania, Johanana anaky lahin'i Karea, Seraia anaky lahin'i Tanometa lay Netofatita sady i Jazaniaanaky lahin'ilay Makatita__ rozy voho olon-drozy. \v 24 Nanao fiaiana tamin-drozy reo voho tamin'ireo olony i Gedalia, sady nivola tamin-drozy hoe:' Ka matahotsy reo manampahefan'i Kaldeana nareo. Mitoera eo amin'ny tany sady manompoa gny mpanjakan'i Babylona, sady ho soa gnanareo io."