msh_2ki_text_reg/25/16.txt

1 line
424 B
Plaintext

\v 16 Reo andry roe, gny koveta voho reo tsangana zay nataon'i Solomona ho gnan'ny tragnon'i Yaveh la misy saba tsy hita h lanja. \v 17 Gny haabon'ny andry voalohany la folo valoamby hakiho sady nihaingo kapitaly saba gny tampon'io. Teo hakiho gny haabon'ilay kapitaly miaraky amin'ny harato voho ampongaben-dagnitsy magnodidy lay kapitaly iaby nata tamin'ny saba iaby. Mitovy amin'ilay harato voalohany avao lay raiky hafa.