msh_2ki_text_reg/25/11.txt

1 line
338 B
Plaintext

\v 11 Laha gny amin'ireo fokonolo zay sisa tavela tao an-tana, reo zay nagnenga gny mpanjakan'i Babylona sady reo fokonolo ambiny_la nalefan'i Nebokadnezara, mpifehy gny mpiamby an-tsesitany rozy. \v 12 Kanefa gny lehiben'ny mpiamby la namela gny sasany tamin'ireo mahantra mareo amin'ny tany mba hiasa reo tanim-boaloboky voho reo saha.