msh_2ki_text_reg/25/04.txt

1 line
487 B
Plaintext

\v 4 La vaky gny tana, sady gny johary mpialy iaby nandositsy tamin'ny haly bakeo lalan'ny vavahady teo agnelagnelan'ireo rindrindy roe, zay eo amin'ny zaridainan'ny mpanjaka, ndra la nagnodidy gny tana iaby aza reo Kaldeana. Nandeha tamin'ny lala magnagny Araba gny mpanjaka. \v 5 Kanefa nagnenjiky gnan'i Zedekia mpanjaka gny tafik'i Kaldeana ka nahatratry gnazy teo amin'ny lemaky gny lohasahan-dreniranon'i Jordana agnilan'i Jeriko. Sady niparitaky niala taminy gny tafiny manontolo.