msh_2ki_text_reg/24/10.txt

1 line
453 B
Plaintext

\v 10 Tamin'io fotoa io gny tafik'i Nebokadnezara mpanjakan'i Babylona la nanafiky gnan'i Jerosalema ka nanao fahirano gny tana. \v 11 Avy teo an-tana i Nebokadnezara mpanjakan'i Babylona laha mbo nanao fahirano io gny miaramilany, \v 12 sady i Joiakina mpanjakan'i Joda nagnagny amin'ny mpanjakan'i babylona, ie gny reniny, reo mpanompony, reo andriany, voho reo manampahefany. Nanambotsy gnazy gny mpanjakan'i babylona tamin'ny tao fahavalo nanjakany.