1 line
323 B
Plaintext
1 line
323 B
Plaintext
\v 3 Azo antoky fa tamin'ny vavan'i Yaveh ro nahatonga gnan'io tamin'i Joda, mba hanala gnazy tsy ho eo amasony nohon'ny fahotan'i Manase, la zay iaby nataony, \v 4 sady nohon'ny ra tsy manan-tsiny zay nalatsany avao koa, fotony nofenoany tamin'ny ra tsy manan-tsiny i Jerosalema. Tsy nivonona gny hamela gnan'io i Yaveh. |