msh_2ki_text_reg/15/25.txt

1 line
493 B
Plaintext

\v 25 Nana lefitra raiky nikaihy hoe:'Peka anak'i Remalia i Pekahia, zay nikonokono hanohitsy gnazy. Niaraky tamin'ireo dimampolo lahin'i Gileada, la namono gnan'i Pekahia voho Argoba voho Aria atgny Samaria i Peka tao amin'ny tragno mimandan'ny lapan'ny mpanjaka. Novonoan'i Peka i Pekahia sady ie ro lasa mpanjaka nandimby gny toerany . \v 26Laha gny amin'ny raharaha hafa mahakasiky gnan'i Pekahia voho reo iaby nataony la voasoratsy ao amin'ny bokin'ny tantaran'ireo Mpanjakan'Israely io.