msh_2ki_text_reg/15/19.txt

1 line
480 B
Plaintext

\v 19 sady avy nanohitsy gny tagny i Pola mpanjakan'i asyria sady namean'i Manehema talenta volafoty arivo i Pola, mba homba gnazy gny fanohagnan'i Pola ka hampitanjakay gny fanjakan'Israely teo an-tagnany. \v 20 Nalan'i Menahama bakamin'ny Israely tamin'ny alalan'ny fitakia gny olo mana kanagna kirakiraiky mba handoa sekely volafoty dimampolo aminy mba hamea gny mpanjakan'i Asyria io drala io. Ka nitodi-doha himpoly gny mpanjakan'i asyria sady tsy nipetraky tao amin'ny tany.