msh_2ki_text_reg/15/17.txt

1 line
354 B
Plaintext

\v 17 Tamin'ny faha telopolo siviamby tao nanjakan'i azaria mpanjakan'i Joda la nanomboky nanjaka teo amin'Israely i Menahema anak'i Gady,; nanjaka nandritsa gny folo tao Samaria ie. \v 18 Nanao zay raty teo imason'i Yaveh ie. Nandritsa gny androm-piaignany , la tsy niala tamin'ny fahotan'i Jeroboama anak'i Nebata ie, zay nahatonga gny Israely nanota.