msh_2ki_text_reg/15/06.txt

1 line
350 B
Plaintext

\v 6 sady amin'ireo raharaha hafa mahakasiky gnan'i Azaria, voho zay iaby nataony, moa va tsy fa voasoratsy ao amin'ny bokin'ny tantaran'ireo mpanjakan'i Joda va io? \v 7 Ka nimaty niaraky tamin'ireo razambeny i azaria, nalevin-drozy tagny amin'ny tanana'i Davida tamin'ireo razambeny ie. I Jotama, anany lahy , ro lasa mpanjaka nandimby gny toerany.