msh_2ki_text_reg/13/22.txt

1 line
674 B
Plaintext

\v 22 Nampijaly reo Israely tamin'ny andron'i Joahaza mpanjaka iaby i Hazaela mpanjakan'i syria. \v 23 Nefa namindra fo gny Israely i Yaveh, ka nangoraky an-drozy sady nihantra gnan-drozy, noho gny fanenkem-pihavana nataony tamin'i abrahama, Isaka, voho jakoba. Ka tsy nandringa gnan-drozy i yaveh, sady mbo tsy nandroaky gnan-drozy tamin'ny fagnatrehany Ie. \v 24 Maty i Hazaela mpanjakan'i Syria, ka Beni-hadada anany lahy ro lasa mpanjaka teo amin'ny toerany. \v 25 Nampimpoly reo tana zay nala tamin'i cJoahaza rainy tamin'ny aly tamin'i Benihadada anak'i Hazaela i Joasy anak'i hazaela. Intelo i Joasy ro nanafiky gnazy, sady nangalaky gny tanan'israely reo ndraiky ie.