msh_2ki_text_reg/13/14.txt

1 line
526 B
Plaintext

\v 14 Sady noho gny arety raiky zay nahafaty gnazy i Elisa tatoy afara, ka nizotso tagny aminy i Joasy mpanjakan'Israely sady nitagny teo aminy. Hoy ie hoe:" Ry raiko, ry raiko, reo kalesin'ny Israely voho gny mpandain-tsoavaly ro mangalaky gnanao!" \v 15 La hoy i Elisa taminy:" Mangala tsipika voho ana-tsipikja maromaro i Joasy. \v 16 Hy i Elisa tamin'ny mpanjakan'Israely hoe:' Ataovo eo amin'ilay tsipika gny tagnanao, ka nataony teo amin'io gny tagnany. Bakeo napetrak'i Elisa teo amin'ny tagnan'ny mpanjaka gny tagnany.