msh_2ki_text_reg/10/10.txt

1 line
418 B
Plaintext

\v 10 Amizao la tokony ho tsapanareo tokoa fa tsy nisy tamin'ny safan'i yaveh, gny safa zay nolazainy mahakasiky gny avorohotan'i ahaba hiraraky amin'ny tany fotony Yaveh ro nanao araky zay nolazainy tamin'ny alalan'i Elia mpanompony." \v 11 Ka novonoan'i Jeho zay sisa tavela tamin'ny avorohotan'i ahaba tagny Jezirela, voho reo johary manan-danjany, reo namany mare, reo mpisorony, mandra-pahalany taminga an-drozy.