1 line
497 B
Plaintext
1 line
497 B
Plaintext
\v 25 sady hoy i Jeho tamin'i Bidkara kapiteniny:' alao ie sady atsioazo ao amin'ny sahan'i Nabota lay Jezirelita. Tarovo tamin'ny zaho voho iha niaraky nanday kalesy nagnaraky gnan'i Ahaba rainy, la nametraky io faminania io hameleza gnazy i Yaveh: \v 26 Yaveh nagnambara hoe__ Nahita gny ran'i Nabota voho gny ran'ireo anany lahy Aho omaly__ sady hampanohitsy gnanao io eto amy toy saha toy tokoa Aho__hoy i Yaveh. ka amizao, alao ie sady atsipazo eo amin'io saha io, araky gny tenin'i Yaveh." |