msh_2ki_text_reg/08/25.txt

1 line
564 B
Plaintext

\v 25 Tamin'ny tao ffaha folo roamby nanjakan'i Jorama anaky lahin'i Ahaba mpanjakan'israely, ro nanomboky nanjaka i ahazia, anaky lahin'i Jehorama, mpanjakan'i Joda. \v 26 roapolo roamby tao i ahazia ro nanomboky nanjaka; nanjaka nandritsa gny herin-tao tao Jerosalema ie. Gny agnaran-dreniny la Atalia; ie la anaky ampelan'i Omry, mpanjakan'Israely. \v 27 Sady nandeha tamin'ireo lalan'ny avorohotan'i ahaba i ahazia; nanao zy raty teo amason'i Yaveh ie, manahaky zay nataon'ny avorohotan'i ahaba, fotony i ahazia la vinanto lahy tamin'ny avorohotan'i Ahaba.