msh_2ki_text_reg/23/21.txt

1 line
521 B
Plaintext

\v 21 La nandidy gny fokonolo iaby gny mpanjaka, nanao hoe:' Tandremo gny Paskan'i Yaveh Ndranagnaharinareo, araky zay voasoratsy ao amy toy bokin'ny Fagnenke toy." \v 22 Tsy nisy fankalaza gny paska notandrema manahaky gnan'io hatramin'ny andron'ireo mpitsara zay nanapaky teo amin'israely, na tamin'ireo mpanjaka zay nanapaky gny Israely na tamin'ireo andron'ireo mpanjakan'Israely na Joda manontolo. \v 23 Fa tamin'ny tao faha folo valoamby nanjakan'i Josia mpanjaka ro nankalaza tagny Jerosalema io Paskan'i Yaveh io.