1 line
766 B
Plaintext
1 line
766 B
Plaintext
\v 4 Sady gny mpanjaka nandidy gnan'i Hilkia mpisoro be, reo mpisoro ambany fahefany, voho reo mpiamby vavahady mba hamoaky bakao amon'ny tempolin'i Yaveh reo fanaky iaby zay natao ho gnan'i Bala voho Astarta, voho ho gnan'ireo kintan'ny lagnitsy manotolo. Nagnoro gnan'io tagny ivelan'i Jerosalema tagny an-tsaha tao amin'ny lohasahan'i Kidrona ie sady nanday gny lavenon'ireo tagny Betela. \v 5 Nagnafoana reo mpisoro mpanompo sampy zay nifilin'ireo mpanjakan'i Joda hagnoro ditin-kazo ,magnitsy tao amin'ireo toera abo tao amin'ireo tanan'i Joda voho tao amin'reo toera nagnodidy gnan'i Jerosalema ie__ la reo zay nagnoro ditin-kazo magnitsy ho gnan'i bala, ho gnan'ny masoandro voho gny vola, ho gnan'ireo Planeta voho ho gnan'ireo kintan'ny lagnitsy manontolo. |