msh_2ki_text_reg/14/06.txt

1 line
555 B
Plaintext

\v 6 Fa mbo tsy novonoany gny anak'ireo mpamono olo, fa nanao araky gny voasoratsy tao amin'ny lalagna, tao amin'ny Gny Bokin'i Mosesy koa ie, araky gny fa nandidian'i Yaveh, nanao hoe:" Tsy tokony ho vonoa noho gny fahotan'ireo anany reo ray, na ho vonoa noho gny fahotan'ireo ray aman-dreniny reo anany. fa gny olo kirakiraiky koa la tokony ho vonoa noho gny fahotany manoka." \v 7 Namono miaramila Edomita raiky haly ie tao amin'ny Lohasahan-tsira ie; nalany tagny agn'aly avao koa Sela, sady nikaihy hoe:' joktela, zay fikahia gnazy mandraka androany.