1 line
524 B
Plaintext
1 line
524 B
Plaintext
\v 14 Sady noho gny arety raiky ze nahafaty gnazy i Elisa tafara tatoy , ka nizotso tagny amin'i Joasy mpanjakan'Israely sady nitagny teo aminy. Hoy ie hoe:" Ry raiko, ry raiko, reo kalesin'ny Israely voho gny mpandain-tsoavaly ro mangalaky gnanao!" \v 15 La hoy Elisa taminy:" Mangala tsipika voho ana-tsipikja maromaro Joasy. \v 16 Hy i Elisa tamin'ny mpanjakan'Israely hoe:' Ataovo eo amin'ilay tsipika gny tagnanao, ka nataony teo amin'io gny tagnany. Bakeo napetrak'i Elisa teo amin'ny tagnan'ny mpanjaka gny tagnany. |