msh_2ki_text_reg/08/16.txt

1 line
280 B
Plaintext

\v 16 Tamin'ny tao fahadimy nanjakan'i Jorama anaky lahin'i ahaba, mpanjakan'Israely, la nanomboky nanjaka i Jehorama. Ie la anaky lahin'i Josafata mpanjakan'i joda. \v 17 Jehorama la telopolo roamby tao ro nanomboky nanjaka, sady nanjaka nandritsa gny valo tao tao Jerosalema ie.