msh_2ki_text_reg/23/01.txt

1 line
408 B
Plaintext

\v 1 La nagniraky mpanday hafatsy zay nampivory teo aminy reo loholon'i Joda voho Jerosalema iaby gny mpanjaka. \v 2 La niakatsy tao an-tragnon'i Yaveh gny mpanjaka, voho reo olon'i Joda manontolo niaraky taminy, voho reo mpisoro, reo mpaminany, voho reo fokonolo iaby, hatramin'ny kely ka hatramin'ny lehibe. Novakiany teo an-tsofin-drozy gny tenin'ny bokin'ny fagnenkea iaby zay hita to an-tragnon'i Yaveh.