msh_2ki_text_reg/15/23.txt

1 line
323 B
Plaintext

\v 23 sady tamin'ny faha dimampolo tao nanjakan'i azaria mpanjakan'i Joda , ro nanomboky nanjaka teo amin'Israely tao Samaria i Pekahia anak'i Menahema; nanjaka nandritsa gny roe tao ie. \v 24 Nanao zay raty teo imason'i Yaveh ie. Tsy mba nagnary gny fahotan'i Jeroboama anak'i Nebata, zay nahatonga gny Israely nanota ie.