msh_2ki_text_reg/10/32.txt

1 line
365 B
Plaintext

\v 32 Tamin'ireo andro reo i Yaveh ro nanomboky nametraky gny farits'Israely sady i hazaela nandresy reo Israelita tegny amin'ny sisin-tanin'ny Israely \v 33 hatragny Jordana ro ho miantignana, gny tanin'i Gileada manontolo, gny Gadita, sady gny Robenita, voho gny Manasita, bakagny Aroera, zay bakeo amin'ny lohasahan'i Arnona, hatragny Gileada ka hatragny Basana.