msh_2ki_text_reg/10/29.txt

1 line
639 B
Plaintext

\v 29 Kanefa tsy nagnenga reo fahotan'i Jeroboama anaky lahin'i Nebata i Jeho zay nampanontany gny Israely__ zay fanompoa gny aobilahikely volamena tagny Betela voho Dana. \v 30 Ka hoy i Yaveh tamin'i Jeho hoe:' fotony iha nanao zay soa tamin'ny fagnantanteraha zay marina teo amasoko sady nano gny avorohotan'i ahaba araky zay iaby tato am-poko, reo avorohotanao la hipetraky eo amin'ny Seza fiandrian'Israely hatramin'ny avorohota fahaefatsy . \v 31 fa tsy niraharaha zay handeha amin'ny lalan'i Yaveh, lay Ndranagnaharin'Israely,tamin'ny fony manontolo i Jeho. Tsy niala tamin'ny fahotan'i Jeroboama ie, zay nampanontany gny Israely.