msh_2ki_text_reg/10/15.txt

1 line
828 B
Plaintext

\v 15 Lafa niala teo i Jeho, la nifanojoky tamin'i Jonadaba anaky lahin'i Rekaba sady namonjy gnazy. Niarahaba gnazy i Jeho ka nivola taminy hoe;' Miaraky amiko va gny fonao, manahaky gny foko zay miaraky amin'ny gnanao?" Namaly i Jonadaba hoe:' Io tokoa. Hoy i Jeho :' Laha io tokoa ro ie la atolory ahy gny tagnanao." Ka natolon'i Jonadaba gnazy gny tagnany, sady nampiakarin'i Jeho niaraky taminy teo amin'ny kalesiny i Jonadaba. \v 16 Hoy i Jeho " Miaraha amiko ka jereo gny zotom-poko ho gnan'i Yaveh." Ka niara-nandeha taminy tao amin'ny kalesiny i jonadaba. \v 17 Laha avy tagny Samaria ie la novonoan'i Jeho iaby gny avorohotan'i ahaba zay sisa tavela tagny samaria mandra-paharingany gny avorohotan'i ahaba mpanjaka, araky zay fa nolaza tamin-drozy taloha tamin'ny alalan'ny safan'i yaveh, zay niresahany tamin'i elia.