msh_2ki_text_reg/10/08.txt

1 line
388 B
Plaintext

\v 8 Nisy mpanday hafatsy avy teo amin'i Jeho, nilaza hoe:' Fa nanday gny lohan'ireo anaky lahin'ny mpanjaka rozy." Ka hoy ie:' ataovo anton-drha roe eo amin'ny vavahady filira rozy mandra-maray." \v 9 Gny maray i Jeho la niboaky ka nitsanga, sady nivola tamin'ny fokonolo iaby hoe:' Tsy manan-tsiny nareo.Ing, nikomy tamin'ny tompoko aho ka namono gnazy, fa ia ro namono reto iaby reto?