1 line
360 B
Plaintext
1 line
360 B
Plaintext
\v 33 ka la hoy i Jeho:' alatsaho ie." Ka nalatsan-drozy i Jezebela, sady gny sasany tamin'ny rany nipitipitiky tegny amin'ny rindry voho reo soavaly, ka nosihosion'i Jeho tamin'ny tambony ie. \v 34 Lafa nilitsy tao amin'ny lapa i Jeho, la nihina voho nino ie.Sady hoy ie:' jereo amin'izay lay ampela voahozo sady alevegno ie, fa anaky ampelan'ny mpanjaka ie." |