msh_2ki_text_reg/09/04.txt

1 line
584 B
Plaintext

\v 4 Sady nandeha tagny Ramota-gileada, lay tovolahy, mpaminany. \v 5 Nony avy ie, ndreo nipetraky gny kapitenin'ny tafiky. sady hoy lay mpaminany zatovo: " Nanday hafatsy ho gnano aho ry kapiteny." Jeho namaly hoe:" Ho gnan'ia aminay io?" Lay mpaminany zatovo namaly hoe:' Ho gnanao, ry kapiteny." \v 6 Ka nitsanga i Jeho sady nilitsy tagny an-tragno , sady nararak'ilay mpaminany zatovo teo agnabonin'ny lohany gny diloilo ka hoy ie tamin'i Jeho:' zao ro lazain'i Yaveh, lay Ndrtanagnaharin'Israely;' fa nagnosotry gnanao , ho mpanjaka teo amin'ny olon'i Yaveh teo amin'Israely Aho.