msh_2ki_text_reg/05/23.txt

1 line
663 B
Plaintext

\v 23 Namaly i Namana hoe:' Faly mare aho magnome talenta volafoty roe ho gnanao." Nampirisiky gnan'i Gehazy sady namehy talenta volafoty roe tao agnaty kitapo roe, niaraky tamin'ireo akanjo roe hisoloa, sady nametraky reo tamin'ny roe tamin'ireo mpanompony , zay nanday reo kitaom-bolafoty nialoha gnan'i Gehazy. \v 24 Lafa avy teo amin'ny havoan'i Gehazy, la nangalaky reo kitam-bolafoty tegny an-tagnan-drozy sady nagnetaky gnan'ireo tao an-tragno; nalefany reo johary, ka lasa rozy. \v 25 Lafa nilitsy i Gehazy sady nitsanga nagnatriky gny tompony, la hoy i Elisa taminy hoe:' Bakaia iha, ry Gehazy?' Namaly ie hoe:' Tsy nandeha taia na taia gny mpanomponao."