msh_2ki_text_reg/05/05.txt

1 line
461 B
Plaintext

\v 5 La hoy lay mpanjakan'i Syria igny hoe: " Ndagny henanio, sady hampanday taratasy ho gnan-gny mpanjakany gn' Israely zaho." La roso i Namana sady nanday volafoty folo, volamena enignarivo, rekitsy gny salotsy hagnava nandesiny. \v 6 La nanday taratasy ho agny mpanjakan' Israely avao koa ie,zay nisafa hoe: "Lafa andesy agnaminao toy taratasy toy, la ho hitanao fa nadefa gnan'i Namana mpanompoko agnaminao zaho, mba hagnafahanao gnazy amy gny habokany."