msh_2ki_text_reg/06/30.txt

1 line
358 B
Plaintext

\v 30 sady lafa nahare reo volan'ny ampela igny gny mpanjaka, la nanataky gny akanjony ie( sady nandalo teo amin'ny manda ie), ka nanenty sady nahita fa nana atin'akanjo siky fisaogna ie tegny an-koliny. \v 31 Sady hoy ie hoe:' ao anie Ndranagnahary hanao gnan'io amiko, mandilatsy nohon'io aza, laha mipetraky ao aminy gny lohan'i Elisa anak'i safata anio."