msh_2ki_text_reg/24/18.txt

1 line
494 B
Plaintext

\v 18 Roapolo raikamby tao i Zedekia ro nanomboky nanjaka; nanjaka nandritsa gny folo raikamby tao tagny Jerosalema ie. Hamotala ro agnaran'ny reniny; anaky ampelan'i Jeremia bakagny Libna. \v 19 Nanao zay raty teo amason'i Yaveh ie; nataony zay iaby nataon'i Joiakima. \v 20 Tamin'ny fahatezeran'i Yaveh, ro nisehoan'ireo tranga iaby reo tagny Jerosalema voho Joda, mandra-pandroahany gnan-drozy tsy ho eo amin'ny fagnatrehany. Sady la nagniry gny nanohitsy gny mpanjakan'i Babylona i Zedekia.