msh_2ki_text_reg/11/04.txt

1 line
581 B
Plaintext

\v 4 Sady tamin'ny tao fahafito , la nandefa hafatsy voho nanday reo mpifehy gny karitra voho gny mpiamby an-jatony i Joiada, sady nanday gnan-drozy ho gnazy, tao an-tempolin'i Yaveh. La nanao fagnenkea tamin-drozy ie, ka nasainy nanao voady tao an-tragnon'i Yaveh rozy. bakeo la nasehony gnan-drozy gny anaky gny mpanjaka. \v 5 Nibaiko gnan-drozy, nanao hoe:' zao ro tsy maintsy ataonareo. Gny telo aminareo zay avy amin'ny andro sabata la hiamby gny tragnon'ny mpanjaka, \v 6 sady telo ho ao amin'ny vavahadin'ny Sora, voho gny telo ao am-bavahady ao afaran'ny tragno fiambena."