msh_2ki_text_reg/21/16.txt

1 line
628 B
Plaintext

\v 16 Fagnampin'io, i Manase la nandatsa-dra tsy manan-tsiny maro , mandra-pahafenoany fahafatesa tamin'ny raiky hatramin'my raiky hafa gnan'i Jerosalema. Io la fagnampin'ny fahota zay nampanotany gnan'i Joda, lafa nanao zay raty teo amason'i Yaveh rozy. \v 17 Sady gny amin'ireo raharaha hafa mahakasiky gnan'i Manase, zay iaby nataony, sady gny fahotany zay nataony, moa va tsy fa voasoratsy ao amin'ny bokin'ny tantaran'ny mpanjakan'i Joda io? \v 18 La maty tagny amin'ireo razany sady nalevy tao amin'ny Zaridainan'ny tragnony avao i Manase, tao an-jaridainan'i Oza. Sady i Amona anany ro lasa mpanjaka teo amin'ny toerany.