msh_2ki_text_reg/23/19.txt

1 line
383 B
Plaintext

\v 19 La nalan'i Josia reo tragno iaby tagny amin'ireo toera abo ze tagny amin'ireo tanana'i samaria ze nataon'ireo mpanjakan'Israely sady zay nahatonga gnan'i Yaveh hasiaky. Nataony mitovy tsy misy valaky tamin'izay natao tagny Betela reo. \v 20 Novonoany teo amin'ireo alitara reo mpisoron'y toera abo sady nagnoro taolan'olombelo teo amin'ireo ie. Bakeo nimpoly tagny Jerosalema.