msh_2ki_text_reg/23/17.txt

1 line
379 B
Plaintext

\v 17 La hoy ie;' Tsangambato ino toy hitako?' Reo joharin'ny tana nivola taminy hoe;' Io la fasan'ny joharin-Dranagnahary zay bakagny Joda sady niresaky momba reo raha zay vao nataonao tamin'ny alitaran'i Betela." \v 18 La hoy Josia:' Engao io. Tsy misy olo tokony hamindra reo taolany." Ka nengan-drozy , niaraky tamin'ireo taolan'ny mpaminany zay bakagny Samaria gny taolany.