msh_2ki_text_reg/23/08.txt

1 line
536 B
Plaintext

\v 8 Nanday reo mpisoro iaby tagny ivelan'ny tanan'i Joda i Josia sady nagnoro reo toera abo zay nagnoroan'ireo mpisoro ditin-kazo magnitsy, , nanomboky tao Geba hatragny Beri-sheba, Noravany reo toera abo teo amin'ireo vavahady zay teo amin'ny filira magnagny amin'ny vavahadin'i Josoa( tanan'ny governora) teo amin'ny ilany ankavian'ny vavahadin'ny tana. \v 9 Ndra la tsy nenga nisoro teo amin'ny alitaran'i Yaveh tao Jerosalema aza reo mpisoron'ireo toera abo reo, la nihina mofo tsy misy masirasira teo amin'ireo rahalahiny rozy.