1 line
307 B
Plaintext
1 line
307 B
Plaintext
\v 1 Valo tao Josia ro nanomboky nanjaka; telopolo raiky amby tao ro nanjakany tao Jerosalema. Jedida ro agnaran'ny reniny(anaky ampelan'i Adaia bakagny Bozkata). \v 2 Nanao zay marina teo amason'i Yaveh ie. Nandeha tamin'ireo lala iabin'i Davida razambeny ie, sady tsy nivily lala niangnavia na nagnavana. |