msh_2ki_text_reg/19/27.txt

1 line
267 B
Plaintext

\v 27 Fa haiko gny fipetrahanao,gny fiboahanao,gny filiranao voho gny helokao ahy. \v 28 Nohony gny helokao ahy,la fotony ren'ny gny sofiko koa gny avognavonao,voho hametraky gny farangoko amin'ny oronao aho, voho fehivava iha,soa himpoly amin'ny lala niavianao iha.