1 line
476 B
Plaintext
1 line
476 B
Plaintext
\v 28 Sady gny lehoben'ny mpifehy nitsanga voho nikaiky tamin'ny feo mare tamin'ny fivolagna Jiosy hoe:' janjigno gny safan'ny mpanjaka lehibe, la gny mpanjakan'i Asyria. \v 29 Zao ro safan'ny mpanjaka, Ka magnenky ho fitahin'i Hezekia nareo fa tsy afaky gny hamonjy gnanao amin'ny fahefako ie. \v 30 Ka mamaela gnan'i Hezekia hampatoky gnanao gnan'i Yaveh,manao hoe:' Hamonjy gnantsika tokoa Yaveh sady toy tana toy la tsy hatolotsy ho eo an-tagnana'ny mpanjakan'i Asyria." |