msh_2ki_text_reg/03/04.txt

1 line
371 B
Plaintext

\v 4 Mesa mpanjakan'i Moaba, la nihary aondry. La nagnomea anak'aondry 100.000 voho volony gn'aondry lahy 100.000 ho gnan-gny mpanjakan' Israely ie. \v 5 Fe tafarany gny mahafaty gnan'i Ahaba, la nialy nanohitsy gny mpanjakany gny Israely gny mpanjaka Moaba. \v 6 La nenga gnan'i Samaria, jorama mpanjaka tamin'andro zay, mba hagnetsiketsiky gny Israely iaby amy gn'aly.