1 line
383 B
Plaintext
1 line
383 B
Plaintext
\v 1 Sady la handeha hampiakatsy gnan'i Elia tamin'ny tafio-drivotsy ho agny an-dagnitsy i Yaveh, la niala tao Gilgala niaraky tamin'i Elisa Elia. \v 2 Hoy Elia tamin'i Elisa:" Mba mijanogna eto lahy, fotony fa nagniraky ahy ho agny Betela Yaveh." Namaly Elisa hoe:' Laha mbo velo koa i Yaveh, sady laha mbo velo koa iha, la tsy hagnenga gnanao aho.' La nizotso tagny Betela rozy. |