1 line
286 B
Plaintext
1 line
286 B
Plaintext
\v 19 Laha gny raharaha hafa mahakasiky gnan'i Ahaza voho zay nataony, moa tsy fa voasoratsy ao agnatin'ny bokin'ny tantaran'ireo Mpanjakan'i Joda va io? \v 20 Nimaty voho nalevy niaraky tamin'ireo razany tao an-tanan'i davida i ahaza. Lasa mpanjaka nandimby gnazy i Hezekia anany lahy. |