msh_2ki_text_reg/16/15.txt

1 line
566 B
Plaintext

\v 15 Bakeo la nandidy gnan'i Oria mpisoro i ahaza mpanjka, nanao hoe;' Eo agnabon'ny alitara bevata ro hagnoroa gny fagnatitsy oroa gny maray sady gny hariva la gny fagnatitsy vary, sady reo fagnatitsy doran'ny mpanjaka voho fagnatitsy vary, miaraky amin'ireo fagnatitsy doran'ny fokonolon'ny tany iaby, voho reo fagnatitsy finomin-drozy . Afafazo eo agnabon'io gny ra iaby bakamin'ny fagnatitsy oroa, voho ra iaby bakamin'ny soro. Fa gny alitara saba la ho gnahy mba fo fangala torohevitsy. \v 16 La nanao araky zay nandidian'i ahaza mpanjaka gnazy i Oria mpisoro.