msh_2ki_text_reg/16/07.txt

1 line
684 B
Plaintext

\v 7 Ka nandefa mpanday hafatsy ho agny amin'i Tiglato-pilesera mpnajakn'i asdyria i ahaza, manao hoe:' Mpanomponao aho sady anakao." ' Mitsangana sady vonjeo eo amin'ny tanan'ny mpanjakan'i Syria voho gny tanan'ny mpanjakan'Israely, zay fa nanafiky ahy aho." \v 8 La nalan'i ahaza gny volafoty voho gny volamena zay hitany tao an-tragnon'i Yaveh voho teo amin'ireo hanagnan'ny lapan'ny mpanjaka sady nalefany ho fagnomeza ho gnan'ny mpanjkan'i asyria io. \v 9 La nijanjy gnazy gny mpanjakan'i Asyria, sady niakatsy nanohitsy gnan'i Damaskosy gny mpanjakan'i asyria, nandresy gnan'io voho nangalaky reo fokonolo ho gadra ho gnan'i Kira. Novonoany avao koa i rezina mpanjakan'i Syria.